|
|
|
|

Entry1  bevava
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  basivava [Taisaka] [1.78]4  basivava: Laha olo ho bevava i aban'i Tsaboto iñy, iengana mandy (raha olona ho basivava ny rain'i Tsaboto iny dia ialana fotsiny) [Tanala] [1.78]5  (be vava) lehibe vava; basivava, mitsaontsaom-bava; lehibe, makadiry amin' ny hevitra an' ohatra: Heloka be vava [1.1]
Explanations in English  6  [VAVA, mouth.] Loud voiced; great, exceeding, dear, costly. [1.2]
Explanations in French  7  bavard [Taisaka] [1.82]
Synonyms  8  be taim-bava
Other spellings  9  be
Elementary words  10  be, vava
Compound words 

Updated on 2023/06/05